KaoBlaogy

Mandroso haingana be !

cowboy | 06 Martsa, 2006 00:14

Ary mandroso haingana be izany asa ato izany an! Isaorana hatrany ny webmastera izay manana fandavantena mikarakara zavattra mahafinaritra ho antsika.

Ary efa vonona ve ilay wiki ? Ary inona ilay hoe Geshi ?

Ny eritreritro aloha dia tsy aleo ve soloina hafa ilay editora wysiwyg é ? Soloina tinyMCE no tiako lazaina

:-)

Hevitra

andrana trackback

cowboy | 06/03/2006, 00:27

http://blaogy.com/index.php?op=Trackbacks&articleId=6&blogId=6

fampiasana ny trackback

cowboy | 06/03/2006, 00:28

fahoana no fampiasana ilay trackback ?

Re: Mandroso haingana be !

hery | 06/03/2006, 00:45

Ny Geshi dia mba ahafahana mampiditra format-na code ao amin'ny blaogy.
Jereo ohatra ity ambany ity

http://blaogy.com/index.php?op=ViewArticle&articleId=7&blogId=4

Tena tsy dia mamely marina ilay WYSIWYG ao fa tokony hosoloina TinyMCE.
Raha efa misy fomba fanovana azy any amin'i Cowboy dia teneno aho :-)

Re: Mandroso haingana be !

cowboy | 06/03/2006, 05:20

alefako mail ;-)

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb